| Entry | 1 Raharolahy Elie |
| Elementary words | 2 Raharolahy, 3 Elie |
| Part of speech | 4 name (anthroponym) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
5 Raharolahy Elie (1901-1949) (Ny Erika, Harioley, Dorshonam)
[3.1] 6 Mpanoratra tantara foronina indrindra no ahalalana Ny Erika. Raharolahy no tena anarany nefa mbola nanana solon' anarana hafa koa izy eo amin' ny sahan' ny literatiora, dia i Harioley, Dorshonam [2.313] |
| Vocabulary | 7 Literature: authors |
| Literary works |
8 Ikakilay sy Ifaralahy |
| Updated on 2025/12/08 |
|